auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-01 04:12:15 +08:00 committed by root
parent 46bed2bcb6
commit b2b21759ba
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nony nitsôfoka takao amin'ny tempoly Jesôsy de nagnatona Anazy ny leiben'ny mpisorona sy ny zokiôla ra nampianatra Izy ary nitare hoe: "FAhefana avy takaiza ma no anaovanao reny ra reny, ary iza no nanome an'nao zany fahefana zany?" Namaly Jesôsy ary nitare tamin-jareo hoe: "Hametrako fantanina raika iany kô nareo. Ra lazainareo Amina, de holazaiko aminareo ny fahefana
Nony nitsôfoka takao amin'ny tempoly Jesôsy de nagnatona Anazy ny leiben'ny mpisorona sy ny zokiôla ra nampianatra Izy ary nitare hoe: "FAhefana avy takaiza ma no anaovanao reny ra reny, ary iza no nanome an'nao zany fahefana zany?" Namaly Jesôsy ary nitare tamin-jareo hoe: "Hametrako fantanina raika iany kô nareo. Ra lazainareo Amina, de holazaiko aminareo ny fahefana anaovako an'reny ra reny.

1
21/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ny Batsian'i Jaona - avy takaiza no neviny? Avy takaigny an-dagnitra