auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-07 10:51:17 +08:00 committed by root
parent 0fd0d09195
commit b184622845
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ka rafa tonga am'voninahiny ny Zanak'Ôla sy ny anjely daôly miaraka Aminy, de hipetraka akeo amin'ny seza fendrihanan'ny voninahiny Izy. Ary ny firenena daôly de hangonina akeo agnatreny, ary hagnavaka ny ôla raika amin'raika hafa Izy, salan'ny mpiambina ondry manavaka ny ondry amin'ny osy. Hametraka ny ondry ho akeo ankavanany izy, fa ny osy akeo ankaveny
Ka rafa tonga am'voninahiny ny Zanak'Ôla sy ny anjely daôly miaraka Aminy, de hipetraka akeo amin'ny seza fendrihanan'ny voninahiny Izy. Ary ny firenena daôly de hangonina akeo agnatreny, ary hagnavaka ny ôla raika amin'raika hafa Izy, salan'ny mpiambina ondry manavaka ny ondry amin'ny osy. Hametraka ny ondry ho akeo ankavanany izy, fa ny osy akeo ankaviany.

1
25/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary ny mpanjaka hiteny am'reo ze akeo an-tagnana ankavanany hoe: 'Ave, anareo ze notahin'ny Raiko, mandovà ny fanjakana ze efa voahomana ho a