auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-06 08:27:51 +08:00 committed by root
parent e4fc1a9aee
commit ad129dd72f
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
No zany lazaiko aminareo, aza magnahy momba ny ainareo, ze hohaninareo na ze hosotronareo na momba ny vatagnareo, ze hotafinareo. Fa tsy leibe no ny sakafo ma ny fiaignana ary ny vatagna leibe no ny fitafena? Jereo reo vorogna aigny amin'ny habakabaka. Izy regny de tsy mamafy na mandidy na manangona akao an-tsombitra, fa ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra no mampihinana azy iregny. Tsy sarobidy mandombolombo mihôtra iregny ma nareo?
No zany lazaiko aminareo, aza magnahy momba ny ainareo, ze hohaninareo na ze hosotronareo na momba ny vatagnareo, ze hotafinareo. Fa tsy leibe no ny sakafo ma ny fiaignana ary ny vatagna leibe no ny fitafena? Jereo reo vorogna aigny amin'ny habakabaka. Izy regny de tsy mamafy na mandidy na manangona akao an-tsombitra, fa ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra no mampihinana azy iregny. Tsy sarobidy mamdombolombo mihôtra iregny ma nareo?

View File

@ -1 +1 @@
Iza aminareo no afaka manampy hakio raika amin'ny andro hiainany amin'ny fana
Iza aminareo no afaka manampy hakio raika amin'ny andro hiaignany amin'ny fagnahiana? Naôgna anareo no magnahy momba ny fitafianareo.