auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-24 12:26:54 +08:00 committed by root
parent 10f3593cc7
commit ac613f6162
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 55 Tamin'zany andro zany Jesosy nitare tamin'ny vahôka hoe: "Tonga miaraka amin'ny antsy be sy sabô hisambotra an'Anà salan'ny jiolà ma anareo? Isan'andro de nipetraka nampianatra takeo amin'ny tempoly Za, fa tsy nosamborinareo. \v 56 Fa zany daôly zany de nibôgna mba hahatanteraka ze vôsoratr'reo mpaminagny." Avy akeo niala an'Azy reo ny mpianatra daôly ka nilefa.
\v 55 Tam-zany andro zany Jesosy nitare tamin'ny vahôka hoe: "Tonga miaraka amin'ny antsy be sy sabô hisambotra an'Anà salan'ny jiolà ma nareo? Isan'andro de nipetraka nampianatra takeo amin'ny tempoly Za, fa tsy nosamborinareo. \v 56 Fa zany daôly zany de nibôgna mba hahatanteraka ze vôsoratr'ireo mpaminagny." Avy akeo niala an'Azy reo ny mpianatra daôly ka nilefa.