auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-21 07:15:19 +03:00 committed by root
parent 79e04409dc
commit abdcccbf5c
5 changed files with 5 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Zany no antony hikoragnako amin-jareo amin'ny alalan'ny fagnoarana. Na de mijery aza zareo, de tsy mahita; ary na de mitaino aza zareo, de tsy maregny, na mafantatra. Amin-jareo ny faminagnian'i Isaia jo tanteraka, ze milaza hoe: "Rafa miaino de handregny anareo nefa tsy hafantatra miitsy; rafa mijery de hahita anareo, singy tsy hatakatra.
\v 13 \v 14 Zany no antony hikoragnako amin-jareo amin'ny alalan'ny fagnoarana. Na de mijery aza zareo, de tsy mahita; ary na de mitaino aza zareo, de tsy maregny, na mafantatra. Amin-jareo ny faminagnian'i Isaia jo tanteraka, ze milaza hoe: "Rafa miaino de handregny anareo nefa tsy hafantatra miitsy; rafa mijery de hahita anareo, singy tsy hatakatra.

View File

@ -1 +1 @@
Fa lasa donto ny fon'ity vahôka ty, ary mafy sofigna zareo, ary nakipin-jareo ny masony, mbô tsy hahita amin'ny mason-jareo, na haregny amin'ny sofin-jareo, na hafantatra amin'ny fon-jareo, ka hibebaka ndre zareo, ary hagnasitrana an-jareo Za."
\v 15 Fa lasa donto ny fon'ity vahôka ty, ary mafy sofigna zareo, ary nakipin-jareo ny masony, mbô tsy hahita amin'ny mason-jareo, na haregny amin'ny sofin-jareo, na hafantatra amin'ny fon-jareo, ka hibebaka ndre zareo, ary hagnasitrana an-jareo Za."

View File

@ -1 +1 @@
Fa sambatra ny masonareo, satria mahita; ary ny sofignareo satria maregny. Lazaiko marina aminareo fa mpaminagny so ôlo-marina betsaka no nagniry hatazagna reo ra ze hitanareo kanefa tsy natazagna an'reo. Nagniry ny handre reo ra ze regninareo zareo, kanefa tsy naregny an'reo.
\v 16 \v 17 Fa sambatra ny masonareo, satria mahita; ary ny sofignareo satria maregny. Lazaiko marina aminareo fa mpaminagny so ôlo-marina betsaka no nagniry hatazagna reo ra ze hitanareo kanefa tsy natazagna an'reo. Nagniry ny handre reo ra ze regninareo zareo, kanefa tsy naregny an'reo.

View File

@ -1 +1 @@
Koa mihainoa ary ny fagnoharana ny amin'ny mpamboly raika ze namafy voany. Rafa nisy maregny ny tenin'ny fanjakana kanefa tsy mahazo an'zany, de tonga le ratsy ary magnongotra ze nafafy takao am-pony. Io le voa nafafy taigny amoron-dalana.
\v 18 \v 19 Koa mihainoa ary ny fagnoharana ny amin'ny mpamboly raika ze namafy voany. Rafa nisy maregny ny tenin'ny fanjakana kanefa tsy mahazo an'zany, de tonga le ratsy ary magnongotra ze nafafy takao am-pony. Io le voa nafafy taigny amoron-dalana.

1
13/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Le nafafy taigny amin'ny tany be vato de ny ôla ze maregny ny teny ary avy hatraigny de mandray an'zany am-pifalena, saingy tsy mbola latsa-paka akao agnatiny izy