auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-18 08:10:34 +08:00 committed by root
parent 00531f5e31
commit ab68c043bf
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary rafa nareigny an'zany Jesosy, de niala avy tamle sambokely raika Izy, hankeigny amin'ny tôrana mitokana raika. Rafa nareigny an'zany reo vahôka, de nagnaraka an'Azy an-tongotra avy taigny amin'reo tanan-dehibe.
Ary rafa nareigny an'zany Jesosy, de niala avy tamle sambokely raika Izy, hankeigny amin'ny tôrana mitokana raika. Rafa nareigny an'zany reo vahôka, de nagnaraka an'Azy an-tongotra avy taigny amin'reo tanan-dehibe. Avy akeo Jesosy nankeo alôn-jareo ary natazagna reo vahôka betsaka be. Nangôraka an-jareo Izy, ary nagnasitragna ny aretin-jareo.

1
14/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Rafa tonga ny hariva, de nankeo amin'Azy reo mpianatra ary nitaré hoe: "Ty de tany fôgna, ary efa tapitra sady ny andro. Alefaso