diff --git a/24/01.txt b/24/01.txt index 8ce550be..7616b23d 100644 --- a/24/01.txt +++ b/24/01.txt @@ -1,5 +1 @@ -<<<<<<< HEAD -\v 1 Nivôka ny tempoly Jesosy ary lasana nandeha. Nagnantona an'Azy reo mpianagny mba hagnatorona an'Azy ny rafitry ny tempoly. \v 2 Nefa namaly Izy ary nitaré tam-jareo hoe: "Tazagnareo ma reo ra daôly reo? Lazaiko aminareo, tsisy vato ho tavela amin'ny raika hafa ze tsy ho ravàna." -======= -\v 1 Nivôka ny tempoly Jesosy ary lasa nande. Nagnatona an'Azy reo mpianagny mbô hanorona an'Azy ny rafitry ny tempoly. \v 2 Nefa namaly Izy ary nikoragna tamin-jareo hoe: "Tsy hitanareo ma reo ra daôly reo? Lazaiko marina aminareo, tsisy vato ho tavela amin'ny raika hafa ze tsy ho ravàna. ->>>>>>> a93700ee058ae5c682f5ae1c37fc7b85a922959e +\c 24 \v 1 Nivôka ny tempoly Jesosy ary lasa nande. Nagnatona an'Azy reo mpianagny mbô hanorona an'Azy ny rafitry ny tempoly. \v 2 Nefa namaly Izy ary nikoragna tamin-jareo hoe: "Tsy hitanareo ma reo ra daôly reo? Lazaiko marina aminareo, tsisy vato ho tavela amin'ny raika hafa ze tsy ho ravàna. \ No newline at end of file diff --git a/24/03.txt b/24/03.txt index 376b4abd..eb5adcf0 100644 --- a/24/03.txt +++ b/24/03.txt @@ -1,5 +1 @@ -<<<<<<< HEAD -\v 3 Ra nipetraka takeo an-tanetin'Oliva Izy, de nagnantona an'Azy mangingina reo mpianatra ary nitaré hoe: "Lazao aminay, vena reo ra daôly reo no hitranga? Ino no famantarana amin'ny fatongavanao sy ny fara-andro?" \v 4 Namaly Jesosy ary nikoragna tam-jareo hoe: "Mitandrema mba tsisy hamitaka an'nareo. \v 5 Fa betsaka ny ho avy amin'ny agnarako. Ary hitaré zareo hoe: "Za no kristy, ary betsaka no ho vôfitaka. -======= -\v 3 Raha nipetraka takeo an-tendrombohitr'Oliva Izy, de nagnatona an'Azy mangingina reo mpianagny ary nitare hoe: "Lazao an'nay, rôvina reo ra daôly reo no hitranga? Ino no famantarana ny fatongavanao sy ny fara-andro?\v 4 Namaly Jesosy ary nitare an-jareo hoe: "Mitandrema mbô tsisy hamitaka an'nareo. \v 5 Fa ho maro no ho avy amin'ny agnarako. Ary hitare zaro hoe: 'Za no Krity,' ary maro no ho vôfitaka. ->>>>>>> a93700ee058ae5c682f5ae1c37fc7b85a922959e +\v 3 Raha nipetraka takeo an-tendrombohitr'Oliva Izy, de nagnatona an'Azy mangingina reo mpianagny ary nitare hoe: "Lazao an'nay, rôvina reo ra daôly reo no hitranga? Ino no famantarana ny fatongavanao sy ny fara-andro? \v 4 Namaly Jesosy ary nitare an-jareo hoe: "Mitandrema mbô tsisy hamitaka an'nareo. \v 5 Fa ho maro no ho avy amin'ny agnarako. Ary hitare zaro hoe: 'Za no Krity,' ary maro no ho vôfitaka. \ No newline at end of file diff --git a/24/06.txt b/24/06.txt index 346bba8b..caed6591 100644 --- a/24/06.txt +++ b/24/06.txt @@ -1,5 +1 @@ -<<<<<<< HEAD -\v 6 Hareigny ady sy filazan'ady nareo. Mitandrema mba tsy hitebiteby nareo, fa tsy maintsy hitranga zany ra daôly zany; nefa tsy mbola tonga ny farany. \v 7 Fa hisy firenena hitsangana hanoitra firenena, ary fanjakana hanoitra fanjakana. Hisy hagnoanana sy horohoron-tany amin'ny tôrana samihafa. \v 8 Nefa zany ra daôly zany de fendoan'ny fanaintainan'ny fiterana fôgna. -======= -\v 6 Handregny ady sy tatitr'ady anareo. Mitandrema mbô tsy hitebiteby anareo, fa tsy maintsy hitranga zany ra daôly zany; nefa tsy mbôla ho tonga ny faragny.\v 7 Fa hisy firenena hitsangana hagnohitra firenena, ary fanjakana hagnohitra fanjakana. Hisy silaona sy horohoron-tany amin'ny tôrana samihafa.\v 8 Nefa zany ra daôly zany de fendôhan'ny fanaintaignan'ny fitirahana fotsiny iany. ->>>>>>> a93700ee058ae5c682f5ae1c37fc7b85a922959e +\v 6 Handregny ady sy tatitr'ady anareo. Mitandrema mbô tsy hitebiteby anareo, fa tsy maintsy hitranga zany ra daôly zany; nefa tsy mbôla ho tonga ny faragny. \v 7 Fa hisy firenena hitsangana hagnohitra firenena, ary fanjakana hagnohitra fanjakana. Hisy silaona sy horohoron-tany amin'ny tôrana samihafa. \v 8 Nefa zany ra daôly zany de fendôhan'ny fanaintaignan'ny fitirahana fotsiny iany. \ No newline at end of file diff --git a/24/09.txt b/24/09.txt index 6f0ad136..aa830a62 100644 --- a/24/09.txt +++ b/24/09.txt @@ -1,5 +1 @@ -<<<<<<< HEAD -\v 9 Ka ho atolotr'izy reo ho amin'ny fahoriana nareo ary ho vonoiny, ho halan'ny firenena daôly nareo non'ny Agnarako. \v 10 Ary betsaka no ho tafitoina, ary hifamadika sy hifankahala ny tsiraikaraika. \v 11 Mpaminagny sandoka betsaka no hitsangana mba hamitaka ny ôla daôly. -======= -\v 9 Ka ho atolotr'zareo ho amin'ny fahoriana anareo ary ho voniny. Ho halan'ny firenena daôly anareo nohon'ny agnarako. \v 10 Ary betsaka ny ho tafitôna, ary hifamadika sy hifankahala ny tsiraikaraika. \v 11 Mpaminagny sandoka betsaka no hitsangana ka hamitaka ôla betsaka. ->>>>>>> a93700ee058ae5c682f5ae1c37fc7b85a922959e +\v 9 Ka ho atolotr'zareo ho amin'ny fahoriana anareo ary ho voniny. Ho halan'ny firenena daôly anareo nohon'ny agnarako. \v 10 Ary betsaka ny ho tafitôna, ary hifamadika sy hifankahala ny tsiraikaraika. \v 11 Mpaminagny sandoka betsaka no hitsangana ka hamitaka ôla betsaka. \ No newline at end of file diff --git a/24/12.txt b/24/12.txt index 692ed339..edb00fa0 100644 --- a/24/12.txt +++ b/24/12.txt @@ -1,5 +1 @@ -<<<<<<< HEAD -\v 12 Satria ny faharatsena de hitombo, ary hia-mangatseka ny fitiavan'ny ôla daôly. \v 13 Fa le raika ze miaritra hatramin'ny farany de ho vôvonjy. \v 14 'Ty filazantsaran'ny fanjakana 'ty de ho toriana erak-zao tontolo zao ho vavolombelona amin'ny firenena daôly. Avy akeo de ho tonga ny farany. -======= -\v 12 Satria ny faratsena de hitombo, ary hihamangatseka ny fitiavan'ny maro. \v 13 Fa le raika ze miharitra hatramin'ny faragny de ho vôvonjy. \v 14 Ty filazantsaran'ny fanjakana ty de ho toriana magnerana an'zao tontolo zao ho vavolombelona amin'ny firenena daôly. Avy akeo de ho tonga ny faragny. ->>>>>>> a93700ee058ae5c682f5ae1c37fc7b85a922959e +\v 12 Satria ny faratsena de hitombo, ary hihamangatseka ny fitiavan'ny maro. \v 13 Fa le raika ze miharitra hatramin'ny faragny de ho vôvonjy. \v 14 Ty filazantsaran'ny fanjakana ty de ho toriana magnerana an'zao tontolo zao ho vavolombelona amin'ny firenena daôly. Avy akeo de ho tonga ny faragny. \ No newline at end of file diff --git a/24/15.txt b/24/15.txt index 2c65903a..299858b5 100644 --- a/24/15.txt +++ b/24/15.txt @@ -1,5 +1 @@ -<<<<<<< HEAD -\v 15 No zany, ra matazagna ny fahavetavetan'ny fandravana nareo ze nolazain'i Daniela mpaminagny de hitsangana akeo amin'ny tôrana masina nareo (ôka ny mpamaky hatakatra). \v 16 Ôka reo ze aigny Jodia hilefa ho aigny an-tanety. \v 17 Ôka ze akao an-tampon'ny trano tsy hidigna haka ra avy akao an-dragnony, \v 18 Ary ôka ze aigny an-tsaha tsy hiverina haka ny lambany. -======= -\v 15 Noho zany, raha matazagna ny favetavetagn'ny fandravana anareo, ze nolazain'i Daniela mpaminagny, de hitsangana akeo amin'ny tôrana Masina anareo" (ôka ny mpamaky hatakatra), \v 16 "Ôka reo ze aigny Jodia hilefa ho aigny an-tanety, \v 17 ôka ze akao an-tampon'ny tragno tsy hidigna hiaka ra avy akao an-tragnony, \v 18 ary ôka ze aigny an-tsaha tsy hiverigna hiaka ny lambany. ->>>>>>> a93700ee058ae5c682f5ae1c37fc7b85a922959e +\v 15 Noho zany, raha matazagna ny favetavetagn'ny fandravana anareo, ze nolazain'i Daniela mpaminagny, de hitsangana akeo amin'ny tôrana Masina anareo" (ôka ny mpamaky hatakatra), \v 16 "Ôka reo ze aigny Jodia hilefa ho aigny an-tanety, \v 17 ôka ze akao an-tampon'ny tragno tsy hidigna hiaka ra avy akao an-tragnony, \v 18 ary ôka ze aigny an-tsaha tsy hiverigna hiaka ny lambany. \ No newline at end of file diff --git a/24/19.txt b/24/19.txt index 3b3219b6..4a9a74c0 100644 --- a/24/19.txt +++ b/24/19.txt @@ -1,5 +1 @@ -<<<<<<< HEAD -\v 19 Fa loza ho an-reo bevoka sy mampinono am-zany andro zany. \v 20 Mivavaha mba tsy ho amin'ny rirignina na amin'ny sabata no hitranga ny filefasanareo. \v 21 Fa hisy fahoriana gedabe, ze tsy mbola nisy salan-zany hatraigny am-pendohan-zao tontolo zao mandraky gniany, tsia, ary tsisy tsony. \v 22 Ra tsy afoizina reo andro reo, de tsisy nofo novonjena. Fa noon'ny olom-bôfidy de nafoizina reo andro reo. -======= -\v 19 Fa loza ho an'reo bevoka sy mampinono am'zany andro zany! \v 20 Mivavà mbô tsy ho amin'ny ririnina na amin'ny Sabata no hitranga ny fandosiranareo. \v 21 Fa hisy fahorena gedabe, ze tsy mbôla nisy ôtran'zany hatraigny am-pendohan'zao tontolo zao mandrak'gniany, tsia, ary tsisy tsony. \v 22 Raha tsy afoherina reo andro reo, de tsisy nofo ho vonjena. Fa nohon'ny ôlom-bôfidy, de hafoherigna reo andro reo. ->>>>>>> a93700ee058ae5c682f5ae1c37fc7b85a922959e +\v 19 Fa loza ho an'reo bevoka sy mampinono am'zany andro zany! \v 20 Mivavà mbô tsy ho amin'ny ririnina na amin'ny Sabata no hitranga ny fandosiranareo. \v 21 Fa hisy fahorena gedabe, ze tsy mbôla nisy ôtran'zany hatraigny am-pendohan'zao tontolo zao mandrak'gniany, tsia, ary tsisy tsony. \v 22 Raha tsy afoherina reo andro reo, de tsisy nofo ho vonjena. Fa nohon'ny ôlom-bôfidy, de hafoherigna reo andro reo. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 7d9b5daf..6436c45d 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -34,7 +34,8 @@ "parent_draft": {}, "translators": [ "PLT-MAD010", - "MAD012" + "MAD012", + "Dell" ], "finished_chunks": [ "front-title",