diff --git a/20/01.txt b/20/01.txt new file mode 100644 index 00000000..fa5d948c --- /dev/null +++ b/20/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 Fa ny fanjakan'ny lagnitra de salan'ny tompon-tany ze nande ampôlakeka be hagnarama mpiasa ho an'ny tanim-bôlobony.\v 2 Rafa avy nifagnaraka tam'reo mpiasa izy fa ho denaria raika isan'andro ny karaman-jareo, de nalefany taigny amin'ny tanim-bôlobony zareo. \ No newline at end of file