auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-24 12:26:54 +08:00 committed by root
parent 54e87b4af3
commit a7c731b64a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 31 Ka rafa tonga amin'ny voninahiny ny Zanak'Ôla sy ny anjely daôly miaraka Aminy, de hipetraka akeo amin'ny seza fendrihanan'ny voninahiny Izy. \v 32 Ary ny firenena daôly de hangonina akeo agnatreny, ary hagnavaka ny ôla raika amin'raika hafa Izy, salan'ny mpiambina ondry manavaka ny ondry amin'ny osy. \v 33 Hametraka ny ondry ho akeo ankavanany izy, fa ny osy akeo ankaviany. \v 31 Ka rafa tonga amin'ny voninahiny ny Zanak'Ôla sy ny anjely daôly miaraka Aminy, de hipetraka akeo amin'ny seza fendrihanan'ny voninahiny Izy. \v 32 Ary ny firenena daôly de hangonina akeo agnatreny, ary hagnavaka ny ôla raika amin-raika hafa Izy, salan'ny mpiambina ondry manavaka ny ondry amin'ny osy. \v 33 Hametraka ny ondry ho akeo an-kavanany izy, fa ny osy akeo an-kaviany.