diff --git a/21/33.txt b/21/33.txt index 530d9b47..1cd8febc 100644 --- a/21/33.txt +++ b/21/33.txt @@ -1 +1 @@ -\v 33 Tandrineso ty fanoharana raika ty. Nisy leila raika,tompon-tany. Nagnano tanimbôloboka izy, nobakôny zany, nandavahany famiazana tao agnatiny, nananganany tilikambo, ary nampanofainy tam'reo mpamboly vôloboka. Avy teo de nankaigny amin'ny tanàna hafa izy. \v 34 Nony nagnakeiky ny taom-pavokarana, de nagniraka ny sasagny tam'reo mpanompo izy ho aigny am'reo mpamboly vôloboka haka ny vôkatra. \ No newline at end of file +\v 33 Tandrineso ty fanoharana raika ty. Nisy leila raika,tompon-tany. Nagnano tanimbôloboka izy, nobakôny zany, nandavahany famiazana tao agnatiny, nananganany tilikambo, ary nampanofainy tam'reo mpamboly vôloboka. Avy teo de nankaigny amin'ny tanàna hafa izy. \v 34 Nony nagnakeiky ny taom-pavokarana, de nagniraka ny sasagny tam'reo mpanompo izy ho aigny am'reo mpamboly vôloboka haka ny vokatra. \ No newline at end of file