auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 19:44:06 +08:00 committed by root
parent ea6f15ca1b
commit a5094af0a3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 28 Fa nivôka io mpiasa io ka natazana ny raika tam'reo mpiara-miasa aminazy,ze nananany denaria zato. Nosamboriny izy, noraisiny tamin'ny tendany, ary nitare hoe: 'Aloavy amiko ze notrosainao'.\v 29 Nefa nitanondrika io mpiara-miasa aminazy io ary niangavy taminazy, nagnano hoe: 'Magnàna faharetana amina, de haloako aminao ndre.'
\v 28 Fa nivôka io mpanompo io ka natazagna ny raika tam'reo mpiara-miasa amin'azy,ze nanagnany denaria zato. Nosamboriny izy, noraisiny tamin'ny tendany, ary nitare hoe: 'Aloavo aminâze notrosainao'.\v 29 Nefa nitanondrika io mpiara-miasa aminazy io ary niangavy taminazy, nagnano hoe: 'Magnàna faharetana amina, de haloako aminao ndre.'