auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-06 07:47:52 +08:00 committed by root
parent 8e3785963c
commit a3356fb5e0
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aza mitairy ny harenareo ety an-tany, ze simbain'ny kalalao sy harafesina, ary hidiran'reo mpangalatra an-keriny ka hangalatra. Fa kosa, tarizo ny harenareo akaigny an-dagnitra, ze tsy ho simban'ny kalalao sy harafesina, ary tsy hidiran'reo mpangalatra an-keriny ka hangalatra. Fa ze misy ny harenao, no it
Aza mitairy ny harenareo ety an-tany, ze simbain'ny kalalao sy harafesina, ary hidiran'reo mpangalatra an-keriny ka hangalatra. Fa kosa, tarizo ny harenareo akaigny an-dagnitra, ze tsy ho simban'ny kalalao sy harafesina, ary tsy hidiran'reo mpangalatra an-keriny ka hangalatra. Fa ze misy ny harenao, no itoeran'ny fonao iany kô.

1
06/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ny maso no jiron'ny vatana. No zany, raha tsara ny masonao, de ho feno fazavana ny vatana daôly. Fa raha ratsy ny masonao, de ho feno haizina ny vatagnao daôly.