auto save
This commit is contained in:
parent
70056c6a70
commit
a0c5bdeb67
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 44 \v 45 \v 46 Ny fanjakan'ny lagnitra de salan'ny harena ze misitrika akao amin'ny tanimboly raika. Nisy leila nahita an'zany ary nasitrigny. Nande tamin'ny hafalena izy, nivarotra ze ra daôly nanagnany, ary nividy io tanimboly io. Ary kô, ny fanjakan'ny lagnitra de salan'ny leila ze mpivarotra mikaraka voahangy lafo vidy. Rafa nahita voahangy raika ze tegna lafo vidy izy, de nande ka nivarotra ze ra daôly nanagnany ka nividy an'za
|
||||
\v 44 \v 45 \v 46 Ny fanjakan'ny lagnitra de salan'ny harena ze misitrika akao amin'ny tanimboly raika. Nisy leila nahita an'zany ary nasitrigny. Nande tamin'ny hafalena izy, nivarotra ze ra daôly nanagnany, ary nividy io tanimboly io. Ary kô, ny fanjakan'ny lagnitra de salan'ny leila ze mpivarotra mikaraka voahangy lafo vidy. Rafa nahita voahangy raika ze tegna lafo vidy izy, de nande ka nivarotra ze ra daôly nanagnany ka nividy an'zany.
|
Loading…
Reference in New Issue