auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-21 07:15:19 +03:00 committed by root
parent 70056c6a70
commit a0c5bdeb67
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 44 \v 45 \v 46 Ny fanjakan'ny lagnitra de salan'ny harena ze misitrika akao amin'ny tanimboly raika. Nisy leila nahita an'zany ary nasitrigny. Nande tamin'ny hafalena izy, nivarotra ze ra daôly nanagnany, ary nividy io tanimboly io. Ary kô, ny fanjakan'ny lagnitra de salan'ny leila ze mpivarotra mikaraka voahangy lafo vidy. Rafa nahita voahangy raika ze tegna lafo vidy izy, de nande ka nivarotra ze ra daôly nanagnany ka nividy an'za
\v 44 \v 45 \v 46 Ny fanjakan'ny lagnitra de salan'ny harena ze misitrika akao amin'ny tanimboly raika. Nisy leila nahita an'zany ary nasitrigny. Nande tamin'ny hafalena izy, nivarotra ze ra daôly nanagnany, ary nividy io tanimboly io. Ary kô, ny fanjakan'ny lagnitra de salan'ny leila ze mpivarotra mikaraka voahangy lafo vidy. Rafa nahita voahangy raika ze tegna lafo vidy izy, de nande ka nivarotra ze ra daôly nanagnany ka nividy an'zany.

1
13/47.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary ôka, ny fanjakan'ny lagnitra de salan'ny harato ze natsipy taigny an-dranomasina ary nahazo reo karazan-drà managn'aigna. Rafa feno zany de nitaritin'reo mpagnarato ho akeo amoron-dranomasi a