diff --git a/08/28.txt b/08/28.txt index c8e479fd..6adab494 100644 --- a/08/28.txt +++ b/08/28.txt @@ -1 +1 @@ -\v 28 Rafa tonga taigny ampita sy takeo amin'ny tanànan'ny Gadarena Jesosy,de nisy leilà rôy ze nofatoran'ny demonia nifanena Taminazy.Zareo reo de nivôka avy aigny ami'reo fasagna ary tena nahery setra, no zany de tsisy mpandeha afaka nandalo zany làlana zany.\v 29 Indro,nikika mafy zareo ary nagnano hoe: "Moa mpifaninona akory zahay sy Ianao, ry Zanak'Andrimanitra? Tonga aketo va Ianao hampatahotrra an'nay meloan'ny fotôgna vôtondro. \ No newline at end of file +\v 28 Rafa tonga taigny ampita sy takeo amin'ny tanànan'ny Gadarena Jesosy,de nisy leilà rôy ze nofatoran'ny demonia nifanena tamin'Azy. Zareo reo de nivôka avy aigny ami'reo fasagna ary tena nahery setra, no zany de tsisy mpandeha afaka nandalo zany làlana zany.\v 29 Indro,nikika mafy zareo ary nagnano hoe: "Moa mpifaninona akory zahay sy Ianao, ry Zanak'Andrimanitra? Tonga aketo va Ianao hampatahotrra an'nay meloan'ny fotôgna vôtondro. \ No newline at end of file