auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-05 15:21:08 +08:00 committed by root
parent b8033c6bcf
commit 9e85aa51df
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary Jesosy nijoro takeo anatrehan'ny governora, ary ny governora nagnontany Azy hoe: "Ianao ma no mpanjakan'reo Jiosy" Jesosy namaly azy hoe: "Voalazanoa" Fa rafa nampangain'reo leiben'ny mpisorona sy reo loholona
Ary Jesosy nijoro takeo anatrehan'ny governora, ary ny governora nagnontany Azy hoe: "Ianao ma no mpanjakan'reo Jiosy" Jesosy namaly azy hoe: "Voalazanoa" Fa rafa nampangain'reo leiben'ny mpisorona sy reo loholona Izy, de tsy namaly na ino na ino De niteny taminy Pilato hoe: "Tsy renao ma ny fiampangana rehetra atao amignao Fa tsy namaly na de tegny raika aza Izy, gaga tanteraka nony zany ny gover