auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 05:50:53 +08:00 committed by root
parent 4e469851c8
commit 9d15c849f3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 33 Regneso ty fanoharana hafa ty. Nisy leila raika,tompona tany. Nagnano tanimbôloboka izy, nofefeny zany, nandavahany famiazana tgakao agnatiny, nananganany tilikambo, ary nampanofainy tam'reo mpamboly vôloboka. Avy tgakeo de nankaigny amin'ny tanàna hafa izy. \v 34 Nony ankeky ny taom-pavokarana, de nagniraka ny sasany tam'reo mpanompo izy ho aigny am'reo mpamboly vôloboka haka ny vôkatrany.
\v 33 Tandrineso ty fanoharana raika ty. Nisy leila raika,tompon-tany. Nagnano tanimbôloboka izy, nobakô zany, nandavahany famiazana tgakao agnatiny, nananganany tilikambo, ary nampanofainy tam'reo mpamboly vôloboka. Avy tgakeo de nankaigny amin'ny tanàna hafa izy. \v 34 Nony ankeky ny taom-pavokarana, de nagniraka ny sasany tam'reo mpanompo izy ho aigny am'reo mpamboly vôloboka haka ny vôkatrany.