auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-10-29 20:40:33 +08:00 committed by root
parent ee6317a8e4
commit 9d143c1b96
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Loza ho an'zao tontolo zao no ny fotônan'ny fagnafitôhinana! Fa ilaigna ny atongavan'zany fotôna zany, nefa loza ho an'ny ôla ze niavin'zany fotôna zany! Ra miteraka fanafintohinana ho anao ny tagnanao na ny tongotrao, de tapao zany ary esory akeo aminao. Tsara koko ho anao ny mitsôfoka kilemaina na mandringa aigny amin'ny fiainana mandrakizay no ny ho very aigny amin'ny afo tsy mety maty amin'ny fananana tagnana rôy na tongotra rôy/.
\v 7 Loza ho an'zao tontolo zao no ny fotônan'ny fagnafitôhinana! Fa ilaigna ny atongavan'zany fotôna zany, nefa loza ho an'ny ôla ze niavin'zany fotôna zany!\v 8 Ra miteraka fanafintohinana ho anao ny tagnanao na ny tongotrao, de tapao zany ary esory akeo aminao. Tsara koko ho anao ny mitsôfoka kilemaina na mandringa aigny amin'ny fiainana mandrakizay no ny ho very aigny amin'ny afo tsy mety maty amin'ny fananana tagnana rôy na tongotra rôy/.

1
18/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ra miteraka fanafintohinana ho anao ny masonao raika, hongoty zany ary esory eo aminao. Tsara koko ho anao ny miditra aigny amin'ny fiainana mandrakizay miaraka maso tokana no ny hoe