auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-28 10:51:35 +08:00 committed by root
parent ac93e72931
commit 9a1e08f6d9
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa Jesosy namaly ary nitare hoe: " Tsy nirana ho an'iza na iza Za afa-tsy ho an'ny ondry very akao amin'ny ankohonan'Israely." Fa tonga nangataka sy niankoka takeo agnatreny izy, nagnano hoe: "Tompo, vonjeo za."Namaly Izy ka nagnano hoe: "Tsy rariny raha alaina ny mofon-jaza ka atsipy ho an'ny ambô."
\v 24 \v 25 \v 26 Fa Jesosy namaly ary nitare hoe: " Tsy nirana ho an'iza na iza Za afa-tsy ho an'ny ondry very akao amin'ny ankohonan'Israely." Fa tonga nangataka sy niankoka takeo agnatreny izy, nagnano hoe: "Tompo, vonjeo za."Namaly Izy ka nagnano hoe: "Tsy rariny raha alaina ny mofon-jaza ka atsipy ho an'ny ambô."

View File

@ -1 +1 @@
Fa ozy izy hoe: "Eny, Tompo, fa na de ny ambô aza mba mihinana ze sombintsombiny latsaka avy amin'ny latabatry ny tompony." De namaly Jesosy ary nitare taminy hoe: "Ravevavy, gedabe ny finônaao, ho tanteraka aminao ane zany araka ze irinao." De sitrana ny zanagny vavy tam'zany ora zany.
\v 27 \v 28 Fa ozy izy hoe: "Eny, Tompo, fa na de ny ambô aza mba mihinana ze sombintsombiny latsaka avy amin'ny latabatry ny tompony." De namaly Jesosy ary nitare taminy hoe: "Ravevavy, gedabe ny finônaao, ho tanteraka aminao ane zany araka ze irinao." De sitrana ny zanagny vavy tam'zany ora zany.

View File

@ -1 +1 @@
Niala takeo Jesosy ka nankaigny ankekin'ranomasin'ny Galilia. Avy akeo de niakatra teny
\v 29 \v 30 \v 31 Niala takeo Jesosy ka nankaigny ankekin'ranomasin'ny Galilia. Avy akeo de niakatra t