auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-05 20:14:34 +08:00 committed by root
parent 11519ce1cb
commit 99c3a8e362
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 Naôgna enao no mijery ny singa-mololo kely ze ao agnatin'ny mason'ny ralànao, nefa tsy tsikaritrao ny andry ao agnaty masonao? Aôgna no hitenegnanao ny ralànao hoe: 'Avelao za hanala ny singa-mololo ze akao agnaty masonao,' raha mbola akao agnatin'ny masonao le andry Ry mpihatsaravelatsy! Alao aloa ny andry ze akao agnaty masonao, ary avy ekeo enao hahita tsara rafa manala ny singa-mololo ze akeo amin'ny mason'ny ralanao
\v 3 \v 4 \v 5 Naôgna enao no mijery ny singa-mololo kely ze ao agnatin'ny mason'ny ralànao, nefa tsy tsikaritrao ny andry ao agnaty masonao? Aôgna no hitenegnanao ny ralànao hoe: 'Avelao za hanala ny singa-mololo ze ao agnaty masonao,' raha mbôla ao agnatin'ny masonao le andry? Ry mpihatsaravelatsy! Alao aloa ny andry ze ao agnaty masonao, ary avy ekeo enao hahita tsara rafa manala ny singa-mololo ze akeo amin'ny mason'ny ralanao