auto save
This commit is contained in:
parent
2690b8a430
commit
998012c7be
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 Rafa nidina avy takaigny an-tanety Jesôsy, de vaôka betsaka no nanaraka Anazy.\v 2 Indro, nisy boka raika nagnatona Anazy ary niondrika takeo anolôny, nagnano hoe: "Tompo, ra azonao atao, dia afaka magnadio ana Enao". \v 3 Nanatsotra ny tàgnany Jesôsy ary nandramby anazy, nagnano oe: "Ekeko. Mahadiova." Takeo noeo de nadio tamin'ny fahabokany izy.
|
||||
\v 1 Rafa nidina avy takaigny an-tanety Jesosy, de vahôka betsaka no nagnaraka An'azy.\v 2 Io, nisy boka raika nagnatogna An'azy ary niondrika takeo anolôny, nagnano hoe: "Tompo, ra azonao atao, dia afaka magnadio ana Enao". \v 3 Nanatsotra ny tàgnany Jesôsy ary nandramby anazy, nagnano oe: "Ekeko. Mahadiova." Takeo noeo de nadio tamin'ny fahabokany izy.
|
Loading…
Reference in New Issue