auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-17 19:31:52 +08:00 committed by root
parent 26263abb6c
commit 990853fa04
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nande eran'i Galilia Jesosy, nampianatra takao amin'ny synagogan-jareo, nitory ny filazantsaran'ny fanjakana ary nagnasitrana 'reo karazagn'aretina daôly mbamin'ny rofy daôly takeo amin'ny ôla. Niely eran'ny Syria ny laza mahakasika an'Azy, ka de nentin'ôla takeo amin'Azy 'reo ze marary daôly, mararin'ny karazagn'aretina sy ny fangirifiriana sy 'reo demoniaka, sy ze mararin'
Nande eran'i Galilia Jesosy, nampianatra takao amin'ny synagogan-jareo, nitory ny filazantsaran'ny fanjakana ary nagnasitrana 'reo karazagn'aretina daôly mbamin'ny rofy daôly takeo amin'ny ôla. Niely eran'ny Syria ny laza mahakasika an'Azy, ka de nentin'ôla takeo amin'Azy 'reo ze marary daôly, mararin'ny karazagn'aretina sy ny fangirifiriana sy 'reo demoniaka, sy ze mararin'ny androbe sy mararin'ny paralysisa. Nositranin'i