auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-10-29 22:14:28 +08:00 committed by root
parent ab65cf7f97
commit 97677e684f
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nandao haingana ny fasana tamin-tatra sy tamin'ny hafalena leibe reo veivavy, ary nihazakazaka mba hitare reo mpianany. Indro,nihaona tamin-jareo Jesôsy ary nitare hoe: "Arahaba!" Nagnatona reo veivavy, nitazona ny tongony ary nidera Anazy. Avekeo Jesôsy nitare tamin-jareo hoe: "Aza matatra. Mandeana mitare am'reo ralaiko mba hiala ka hihazo an'i Galilea. Aigny n
Nandao haingana ny fasana tamin-tatra sy tamin'ny hafalena leibe reo veivavy, ary nihazakazaka mba hitare reo mpianany. Indro,nihaona tamin-jareo Jesôsy ary nitare hoe: "Arahaba!" Nagnatona reo veivavy, nitazona ny tongony ary nidera Anazy. Avekeo Jesôsy nitare tamin-jareo hoe: "Aza matatra. Mandeana mitare am'reo ralaiko mba hiala ka hihazo an'i Galilea. Aigny no hahitan-jareo Ana."

1
28/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary mbôla iny nande iny reo veivavy, indro,ny sasany tami'reo mpiambina nankaigny aminan'ny tanàn-dehibe ary niatre tamin'ny lohan'ny mpisorogna ny ra