auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-05 12:44:23 +08:00 committed by root
parent bb4afc33db
commit 95f43c740c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tsy reo rehetra ze mitare amiko hoe: Tompo, Tompo, de hiditra ny fanjakan'ny lanitra, fa reo ze magnano ny sitrapon'ny Raiko ze akaigny an-danitra iany Maro reo olo mitare amiko amin'zany andro zany hoe: 'Tompo, Tompo, tsy efa namignany tamin'ny agnaranao ma zahay, tsy efa namoka reo demonia tamin'ny agnaranao, ary nagnao reo asa ngeza tamin'ny an
Tsy reo rehetra ze mitare amiko hoe: Tompo, Tompo, de hiditra ny fanjakan'ny lanitra, fa reo ze magnano ny sitrapon'ny Raiko ze akaigny an-danitra iany Maro reo olo mitare amiko amin'zany andro zany hoe: 'Tompo, Tompo, tsy efa namignany tamin'ny agnaranao ma zahay, tsy efa namoka reo demonia tamin'ny agnaranao, ary nagnao reo asa ngeza tamin'ny agnaranao, ary nagnao reo asa ngeza tamin'ny agnaranao Avy ak