auto save
This commit is contained in:
parent
206be8f7af
commit
92b1bb26b3
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 15 \v 16 \v 17 Avy akeo nande reo Fariseo ary nagnomagna ny fomba mety hamandrina an'i Jesosy amin'ze noteneniny. Avy akeo niran'izy reo ankaigny Aminy reo mpianatr'izy reo, niaraka tamin'reo Herodiana. Niteny tamin'i Jesosy zareo hoe: "Ry mpampianatra, fantatray fa marina Enao, ary mampianatrz ny lalan'Andriamanitra amin'ny marina. Tsy miraraha ny hevitry ny hafa Enao, ary tsy mizaha mitanila. No zany lazao aminay, ino ny hevitrao? Ara-dalàna ma ny fandoavan-ketra aigny amin'i Kaisara sa tsia?"
|
||||
\v 15 Avy akeo nande reo Fariseo ary nagnomagna ny fomba mety hamandrina an'i Jesosy amin'ze noteneniny. \v 16 Avy akeo niran'izy reo ankaigny Aminy reo mpianatr'izy reo, niaraka tamin'reo Herodiana. Niteny tamin'i Jesosy zareo hoe: "Ry mpampianatra, fantatray fa marina Enao, ary mampianatrz ny lalan'Andriamanitra amin'ny marina. Tsy miraraha ny hevitry ny hafa Enao, ary tsy mizaha mitanila. \v 17 No zany lazao aminay, ino ny hevitrao? Ara-dalàna ma ny fandoavan-ketra aigny amin'i Kaisara sa tsia?"
|
Loading…
Reference in New Issue