auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-24 11:16:15 +08:00 committed by root
parent 35111f4215
commit 92a17e4e2b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Namaly Jesosy ka nagnano taminy hoe: "Sambatra enao ry Simona Bar-jaona, fa tsy ny nofo sy rà no naneho izany taminao, fa ny Raiko ze akaigny an-dagnitra. \v 18 Lazaiko aminao iany kô fa enao no Petera, ary ambonin'ty vatolampy ty no hagnorenako ny fengonako. Ny vavahadin'ny fasagna de tsy haharesy izany.
\v 17 Namaly Jesosy ka nagnano taminy hoe: "Sambatra enao ry Simona Bar-jaona, fa tsy ny nofo sy rà no naneho izany taminao, fa ny Raiko ze akaigny an-dagnitra. \v 18 Lazaiko aminao iany kô fa enao no Petera, ary ambonin-ty vatolampy ty no hagnorenako ny fengonako. Ny vavahadin'ny fasagna de tsy haharesy izany.