auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-19 20:07:35 +03:00 committed by root
parent c6b26b0fdc
commit 8dd16435d3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary efa napetraka ankeo ambody kakazo ny famaky ka reo kakazo daôly ze tsy mamoa voa tsara de ho tapàna ary atsipy aigny anaty afo. Magnano batisa an'nareo amin'ny rano ho amin'ny fibebana za. Fa mahery noho za Izy ze tonga avy afarako, ary za de tsy mendrika na de hitondra ny kapany aza. Hagnano Batisa
Ary efa napetraka ankeo ambody kakazo ny famaky ka reo kakazo daôly ze tsy mamoa voa tsara de ho tapàna ary atsipy aigny anaty afo. Magnano batisa an'nareo amin'ny rano ho amin'ny fibebana za. Fa mahery noho za Izy ze tonga avy afarako, ary za de tsy mendrika na de hitondra ny kapany aza. Hagnano Batisa an'nareo amin'ny Fanahy Masina sy jy afo Izy. Efa aigny an-tàgnany ny fikororohany mbô hagnadiovana ny famolôany ary