auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 12:04:47 +08:00 committed by root
parent 4e65a5bb03
commit 8c207df6ab
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 28 Rafa tonga taigny ampita sy takeo amin'ny tanànan'ny Gadarena Jesosy,de nisy leilà rôy ze nofatoran ny demonia nifanena Taminazy.Zareo reo de nivôka avy aigny ami'reo fasagna ary tena nahery setra, no zany de tsisy mpandeha afaka nandalo zany làlana zany.\v 29 Indro,nikika mafy zareo ary nagnano hoe: "Moa mpifaninona akory zahay sy Ianao, ry Zanak'Andrimanitra? Tonga aketo va Ianao hampatahotrra an'nay meloan'ny fotôgna vôtondro.
\v 28 Rafa tonga taigny ampita sy takeo amin'ny tanànan'ny Gadarena Jesosy,de nisy leilà rôy ze nofatoran'ny demonia nifanena Taminazy.Zareo reo de nivôka avy aigny ami'reo fasagna ary tena nahery setra, no zany de tsisy mpandeha afaka nandalo zany làlana zany.\v 29 Indro,nikika mafy zareo ary nagnano hoe: "Moa mpifaninona akory zahay sy Ianao, ry Zanak'Andrimanitra? Tonga aketo va Ianao hampatahotrra an'nay meloan'ny fotôgna vôtondro.