From 87aeb5d3ee926745b692ecf5454299a382dd86c8 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Thu, 2 Apr 2020 11:11:03 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 23/13.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/23/13.txt b/23/13.txt index 84ca3102..255f0ae2 100644 --- a/23/13.txt +++ b/23/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 \v 15 Fa lozanareo, ry mpanora-dalàna sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa arindrignareo amin'ôla ny fanjakan'ny lagnitra. Fa anareo tsy miditra akao, ary tsy avelanareo reo ze te hiditra akao. [Fanamarihana: Ny antontan-taratasy talô de tsy ahitana ny fehezan-teny hoe: "Fa lozanareo, ry mpanoradàlana sy ny fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa mandany ny tranon'ny mpitondra tena, ary magnano vavaka lavareny anareo. Noho zany de hahazo fanamelohana gedabe anareo."] Lozanareo, ry mpanora-dalàna sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa mande mitety ny ranomasina sy ny tany anareo mbô hampiova fo ny ôla raika, ary rafa miova fo izy, de ataonareo zanaky ny helo avo roa heny mihôtra noho anareo izy. \ No newline at end of file +\v 13 Fa lozanareo, ry mpanora-dalàna sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa arindrignareo amin'ôla ny fanjakan'ny lagnitra. Fa anareo tsy miditra akao, ary tsy avelanareo reo ze te hiditra akao. \v 14 [Fanamarihana: Ny antontan-taratasy talô de tsy ahitana ny fehezan-teny hoe: "Fa lozanareo, ry mpanoradàlana sy ny fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa mandany ny tranon'ny mpitondra tena, ary magnano vavaka lavareny anareo. Noho zany de hahazo fanamelohana gedabe anareo."] \v 15 Lozanareo, ry mpanora-dalàna sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa mande mitety ny ranomasina sy ny tany anareo mbô hampiova fo ny ôla raika, ary rafa miova fo izy, de ataonareo zanaky ny helo avo roa heny mihôtra noho anareo izy. \ No newline at end of file