auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-27 07:28:42 +03:00 committed by root
parent 29c502e9c4
commit 8582ca5bf0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Ary efa napetraka akeo ambody kakazo ny famaky. Ka reo kakazo daôly ze tsy mamoa voa tsara de ho tapàna ary atsipy aigny anaty afo. \v 11 Magnano batisa an'nareo amin'ny rano ho amin'ny fibebahana za. Fa mahery noho za Izy ze tonga avy afarako, ary za de tsy mendrika na de hitondra ny kapany aza. Hagnano Batisa an'nareo amin'ny Fanahy Masina sy jy afo Izy. \v 12 Efa aigny an-tàgnany ny fikororohany mbô hagnadiovana ny famolôany ary hagnangonagna ny variny ho aigny am-bolo-vary. Fa Izy de handoro reo ofoka amin'ny afo ze tsy mety maty."
\v 10 Ary efa napetraka akeo ambody kakazo ny famaky. Ka reo kakazo daôly ze tsy mamoa voa tsara de ho tapàna ary atsipy aigny anaty afo. \v 11 Magnano batisa an'nareo amin'ny rano ho amin'ny fibebahana za. Fa mahery noho za Izy ze tonga avy afarako, ary za de tsy mendrika na de hitondra ny kapany aza. Hagnano Batisa an'nareo amin'ny Fanahy Masina sy ny afo Izy. \v 12 Efa aigny an-tagnany ny fikororohany mbô hagnadiovana ny famolôany ary hagnangonagna ny variny ho aigny am-bolo-vary. Fa Izy de handoro reo ofoka amin'ny afo ze tsy mety maty."