auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-24 06:05:36 +08:00 committed by root
parent 8282aa86dd
commit 835faf9708
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 32 Fa reo Jentilisa mitsikaraka reo reo ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra de mahafantatra fa mila reo anareo. \v 33 Fa karao alô ny fanjakany sy ny fahamarinany de homena anareo reo ra reo. \v 34 No zany, aza miahiany ny ampitso, fa ny ampitso hanahy ny azy. Ampy ho an'ny andro tsiraikaraika ny ratsy akao aminy.
\v 32 Fa reo Jentilisa mitsikaraka reo ra reo, ary ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra de mafantatra fa mila reo nareo. \v 33 Fa karao alô ny fanjakany sy ny fahamarinany de homena anareo reo ra reo. \v 34 No zany, aza miahiahy ny rampitso, fa ny ampitso hanahy ny azy. Ampy ho an'ny andro tsiraikaraika ny ratsy akao aminy.