auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-21 07:15:19 +03:00 committed by root
parent bdefdb299b
commit 82c8b621c5
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Lozanareo, ry mpitarika jamba, anareo ze milaza hoe: "N'iza n'za mianiana amin'ny tempoly, de tsisy varany zany. Fa n'iza n'iza mianiana amin'ny volamena'ny tempoly, de voafatotry ny fianianany izy." Anareo ry jamba adala!
Lozanareo, ry mpitarika jamba, anareo ze milaza hoe: "N'iza n'za mianiana amin'ny tempoly, de tsisy varany zany. Fa n'iza n'iza mianiana amin'ny volamena'ny tempoly, de voafatotry ny fianianany izy." Anareo ry jamba adala! Iza ma no geda, ny volamena se ny tempoly ze magnano ny volamena ho masina?

1
23/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary, "N'iza n'iza mianiana amin'ny alitara, de tsisy varany. Fa n'iza n'iza mianiana amin'ny fanatitra ze akeo ambonin'zany