auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 10:11:49 +08:00 committed by root
parent d8ec16e124
commit 826fb0ba03
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21Tsy reo daôly ze mitare Amin) hoe: Tompo, Tompo, de hiditra ny fanjakan'ny lanitra, fa reo ze magnano ny sitrapon'ny Raiko ze any an-danitra iany \v 22 Betsaka reo ôla hiteny amina amin'zany andro zany hoe: 'Tompo, Tompo, tsy efa namignany tamin'ny agnaranao ma zay, tsy efa namôka reo demonia tamin'ny agnaranao, ary nagnao reo asa ngeza tamin'ny agnaranao', ary nagnao reo asa ngeza tamin'ny agnaranao \v 23Avy akeo Za hanambara amin'jareo miariary hoe: 'Tsy nahafantatra anareo mitsy Za! Melà lavitra Ana, ry mpagnao ratsy!'
\v 21Tsy reo daôly ze mitare Aminà hoe: Tompo, Tompo, de hiditra ny fanjakan'ny lagnitra, fa reo ze magnano ny sitrapon'ny Raiko ze aigny an-dagnitra iany \v 22 Betsaka reo ôla hiteny amina amin'zany andro zany hoe: 'Tompo, Tompo, tsy efa namignany tamin'ny agnaranao ma zay, tsy efa namôka reo demonia tamin'ny agnaranao, ary nagnao reo asa ngeza tamin'ny agnaranao', ary nagnao reo asa ngeza tamin'ny agnaranao \v 23Avy akeo Za hanambara amin'jareo miariary hoe: 'Tsy nahafantatra anareo mitsy Za! Melà lavitra Ana, ry mpagnao ratsy!'