auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-24 06:05:36 +08:00 committed by root
parent 8a5636340a
commit 81a596911e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 Tamin'ny fiambesana faefatry ny alina de nagnantona an-jareo Jesosy, nandeha teigny ambony ranomasina. \v 25 Rafa natazagna an'Azy nande teo ambony ranomasina reo mpianatra, de natatra ka nitaré hoe: "Matotoa io", ary de niaikaika tamin-tatra zareo. \v 26 Fa Jesosy nitaré tamin-jareo avy hatraigny hoe: "Mahereza, Za ty! Aza matatra."
\v 27 Tamin'ny fiambesana faefatry ny alina de nagnantona an-jareo Jesosy, nandeha teigny ambony ranomasina. \v 25 Rafa natazagna an'Azy nande teo ambony ranomasina ireo mpianatra, de natatra ka nitaré hoe: "Matotoa io", ary de niaikaika tamin-tatra zareo. \v 26 Fa Jesosy nitaré tamin-jareo avy hatrany hoe: "Mahereza, Za ty! Aza matatra."