auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-28 10:51:35 +08:00 committed by root
parent 4eabfd5bce
commit 814b39c3c7
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 \v 19 \v 20 Fa re ra ze avôkan'vava de avy amin'ny fo. Reo ra reo no mandoto ny ôla raika. Fa avy amin'ny fo no ivoan'ny saigna ratsy, ny vono ôla, ny fijangajangana, ny fangalam-badin'ôla, ny halatra, ny fijorôra vavolombelona tsy marina, ary ny fitenenan-dratsy. Reo ra reo no mandoto ny ôla raika. Fa ny mihinana amin'ny tagnana tsy misasa de
\v 18 \v 19 \v 20 Fa re ra ze avôkan'vava de avy amin'ny fo. Reo ra reo no mandoto ny ôla raika. Fa avy amin'ny fo no ivoan'ny saigna ratsy, ny vono ôla, ny fijangajangana, ny fangalam-badin'ôla, ny halatra, ny fijorôra vavolombelona tsy marina, ary ny fitenenan-dratsy. Reo ra reo no mandoto ny ôla raika. Fa ny mihinana amin'ny tagnana tsy misasa de tsy mandoto ny ôla raika.

1
15/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avy akeo Jesosy niala takeo ka niverigna taigny amin'ny faritanin'i Tyro sy