auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 05:50:53 +08:00 committed by root
parent dfa27dd834
commit 80fabe6835
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 Ny Batsian'i Jaona - avy takaiza no neviny? Avy takaigny an-dagnitra sa avy tamin'ny ôlombela?" Niady hevitra zareo, nagnano hoe: "Ra miatre tsika hoe, Avy takaigny an-dagnitra, Izy hiatre am'tsika hoe: 'Fa naôna zany nareo no tsy nino anazy?\v 26 Fa ra maitare tsika hoe: 'avy tamin'ny ôlombela', matatra ny vaôka tsika, satria daôly de mievitra an'i Jaona ôtran'ny mpaminany." Ka namaly an'i Jesôsy zareo ka nitare hoe: "Tsy fantatray." \v 27 Ary ozy iany kô Izy tamin-jareo hoe: "Za iany kô de tsy hilaza aminareo hhoe avy akaiza ny fahefana anôvako reny ra reny.
\v 25 Ny Batsian'i Jaona - avy taiza no niavny? Avy takaigny an-dagnitra sa avy tamin'ny ôlombela?" Niady hevitra zareo, nagnano hoe: "Ra miatre tsika hoe, Avy takaigny an-dagnitra, Izy hiatre am'tsika hoe: 'Fa naôna zany nareo no tsy nino anazy?\v 26 Fa ra maitare tsika hoe: 'avy tamin'ny ôlombela', matatra ny vaôka tsika, satria daôly de mievitra an'i Jaona ôtran'ny mpaminany." Ka namaly an'i Jesôsy zareo ka nitare hoe: "Tsy fantatray." \v 27 Ary ozy iany kô Izy tamin-jareo hoe: "Za iany kô de tsy hilaza aminareo hhoe avy akaiza ny fahefana anôvako reny ra reny.