auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-18 20:20:04 +08:00 committed by root
parent d06ac68098
commit 8056ccf40b
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo Jesosy de nibaiko an'reo vahôka mbô hipetraka akeo amin'ny bozaka. Nalainy reo mofo dimy sy hazan-dragno rôy. Niandrandra takeigny an-dagnitra, de nisaotra Izy ary nanapaka reo mofo ka nameny reo mpianatra, ary reo mpianatra nagnome zany an'reo vahôka. Nihinana daôly zareo ka voky. Avy akeo de nangonin-jareo ny sisan'ny potin-kanina ka nafeno rombefolo harona. Teo amin'ny dimy arivo lahy teo reo nihinana akô
Avy akeo Jesosy de nibaiko an'reo vahôka mbô hipetraka akeo amin'ny bozaka. Nalainy reo mofo dimy sy hazan-dragno rôy. Niandrandra takeigny an-dagnitra, de nisaotra Izy ary nanapaka reo mofo ka nameny reo mpianatra, ary reo mpianatra nagnome zany an'reo vahôka. Nihinana daôly zareo ka voky. Avy akeo de nangonin-jareo ny sisan'ny potin-kanina ka nafeno rombefolo harona. Teo amin'ny dimy arivo lahy teo reo nihinana akôtran'reo zaza amim-bevavy.

1
14/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avy hatraigny de nasainy nankao amin'ny sambokely ary nandeha hialô an'Azy ho aigny am-pita reo mpiagnany, ra mbôla nandefa reo vahôka Izy. Tafaran'ny nandefasany reo vahôka, de nande niakatra taigny an-tanety rerika Izy hande hivavaka