auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-10-29 20:40:33 +08:00 committed by root
parent b6fdd38d1c
commit 7f0375b62b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ra manota amiinao ny ralanao, mandàna ary taravo anazy ny hadisony, aminao sy izy rerika iany. Ra mandregny an'nao izy, de hifanka
\v 15 \v 16 Ra manota amiinao ny ralanao, mandàna ary taravo anazy ny hadisony, aminao sy izy rerika iany. Ra mandregny an'nao izy, de hifankahazo amin'ny ralànao ndre anao. Kanefa ra tsy mandregny an'nao izy, de mangalà raika na rôy hafa miaraka aminao,am'zay mba amin'ny vavan'reo vavolombelogna rôy na telo no ahafahana magnamarina ny teny retraretra.