auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-14 13:51:58 +08:00 committed by root
parent 6bfd70f9b0
commit 7ee0428a1e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 Niditra takao amin'le trano zareo ary naita ny zaza niaraka tamin'i Maria reniny. Nekoka sy nidera an'azy zareo. Nagnokatra ny fitoeran-kareny zareo ary nanolotra fagnomezana volamena, dintin-kazo magnitra, ary miora ho an'azy. Nampitandrina an'azy reo tamin'ny nofy Andriamanitra mba tsy hiverigna aigny amin'i Heroda, ka lalana hafa no nandehan'jareo namonjy ny fireneny avy.
\v 11 Niditra takao amin'le trano zareo ary naita ny zaza niaraka tamin'i Maria reniny. Nekoka sy nidera an'azy zareo. Nagnokatra ny fitoeran-kareny zareo ary nanolotra fagnomezana volamena, dintin-kazo magnitra, ary miora ho an'azy. \v 12 Nampitandrina an'azy reo tamin'ny nofy Andriamanitra mba tsy hiverigna aigny amin'i Heroda, ka lalana hafa no nandehan'jareo namonjy ny fireneny avy.