auto save
This commit is contained in:
parent
4ade58b56a
commit
7de8705ba2
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Aza matatra an'reo ze mamony ny vatana kanefa tsy afaka mamono ny fagnahy. Fa kosa, matahôra an'ze afaka mamôtika ny fagnahy sy ny vatana aigny amin'ny helo. Tsy vola madinika kely ma no hamarotana fody roa? Fa tsy mbôla misy na raika amin'jareo aza potraka amin'ny tany rafa tsisy ny fahalalan'ny Rainareo. Fa na ny vôlon-dônareo aza voaisa daô
|
||||
Aza matatra an'reo ze mamony ny vatana kanefa tsy afaka mamono ny fagnahy. Fa kosa, matahôra an'ze afaka mamôtika ny fagnahy sy ny vatana aigny amin'ny helo. Tsy vola madinika kely ma no hamarotana fody roa? Fa tsy mbôla misy na raika amin'jareo aza potraka amin'ny tany rafa tsisy ny fahalalan'ny Rainareo. Fa na ny vôlon-dônareo aza voaisa daôly. Aza matatra.
|
Loading…
Reference in New Issue