auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-24 12:30:41 +08:00 committed by root
parent 3bebaf85e0
commit 7cc28175bd
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Avy akeo niarina reo virijiny daôly ka nikarakara ny jirony. \v 8 Ozy reo adala tamin-reo hendry hoe: "Mba omeo ampany amin'ny solikareo zahay fa efa ho foaty ny jironay. \v 9 Fa namaly reo hendry ka nitaré hoe: "Sao de tsy ho ampy ho anay sy ho anareo, fa madana mividiana aigny ampivarotho an'tegnanareo."
\v 7 Avy akeo niarina reo virijiny daôly ka nikarakara ny jirony. \v 8 Ozy reo adala tamin-reo hendry hoe: "Mba omeo ampany amin'ny solikareo zahay fa efa ho foaty ny jironay. \v 9 Fa namaly reo hendry ka nitaré hoe: "Sao de tsy ho ampy ho anay sy ho anareo, fa madana mividiana aigny amin'ny mpivarotra ho antegnanareo."