auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-11 09:20:10 +08:00 committed by root
parent 2e61a8058d
commit 7c3c232171
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 \v 24 \v 25 Fa ra misy ôla mitaré aminareo hoe: "Indro! 'Ty le Kristy na iry le kristy de aza mino an'zany. fa ny Kristy sandoka sy ny mpaminagny sandoka de ho avy ary ampibôgna famantarana gedabe sy ra mahagaga, mbô hamitaka ra azo atao, iôny fa na ny ôlom-boafidy aza. Indro! Efa nolazaiko taminareo melon'ny fotôna.
\v 23 Fa ra misy ôla mitaré aminareo hoe: "Indro! 'Ty le Kristy na iry le kristy de aza mino an'zany. \v 24 fa ny Kristy sandoka sy ny mpaminagny sandoka de ho avy ary ampibôgna famantarana gedabe sy ra mahagaga, mbô hamitaka ra azo atao, iôny fa na ny ôlom-boafidy aza. \v 25 Indro! Efa nolazaiko taminareo melon'ny fotôna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 26 \v 27 \v 28 Noho zany, ra mitaré aminareo zareo hoe: "Indro! Aigny an-efitra Izy, de aza mankeigny an'efitra. Na 'indro, aigny agnaty efitragno de aza mino an'zany. Fa salan'ny varatra zay mitselatra avy aigny ambony ka mazava hatraigny andrefana, de ôtran'zany ny fiaven'ny Zanak'Olona. Na aiza na aiza misy biby maty de aigny no hitangoronan'ny voltora.
\v 26 Noho zany, ra mitaré aminareo zareo hoe: "Indro! Aigny an-efitra Izy, de aza mankeigny an'efitra. Na 'indro, aigny agnaty efitragno de aza mino an'zany. \v 27 Fa salan'ny varatra zay mitselatra avy aigny ambony ka mazava hatraigny andrefana, de ôtran'zany ny fiaven'ny Zanak'Olona. \v 28 Na aiza na aiza misy biby maty de aigny no hitangoronan'ny voltora.

View File

@ -1 +1 @@
\v 30 \v 31 Avy akeo de hibôgna eigny amin'ny lagnitra ny famantarana ny Zanak'ôla, ary ny foko daôly ambnin'ny tany hisaona. hahatazagna ny Zanak'ôla tonga amin'ny rondron'ny lagnitra miaraka amin'ny hery sy voninahitra gedabe zareo. Andefa reo anjeliny Izy miaraka amin'ny feon'ny trompetra mafy ary hanangona ny ôlom-bôfidiny avy aigny amin'ny vazan-tany efatra zareo, manomboka amin'ny fara-vodilagnitra ka hatraigny amin'ny hafa.
\v 31 A\v 30 vy akeo de hibôgna eigny amin'ny lagnitra ny famantarana ny Zanak'ôla, ary ny foko daôly ambnin'ny tany hisaona. hahatazagna ny Zanak'ôla tonga amin'ny rondron'ny lagnitra miaraka amin'ny hery sy voninahitra gedabe zareo. Andefa reo anjeliny Izy miaraka amin'ny feon'ny trompetra mafy ary hanangona ny ôlom-bôfidiny avy aigny amin'ny vazan-tany efatra zareo, manomboka amin'ny fara-vodilagnitra ka hatraigny amin'ny hafa.