diff --git a/04/07.txt b/04/07.txt new file mode 100644 index 00000000..9d8e9efe --- /dev/null +++ b/04/07.txt @@ -0,0 +1 @@ +Jesosy nitare tamin'azy hoe: "De mbôla vôsoratra ndre hoe: 'Tsy tokony hitsapa ny Tompo Andriamanitrao Anao.'" Nentin'ny devoly hankaigny amin'ny tôrana avo ndre Izy ary nampibôgna an'Azy ny fanjakana daôly am'zao tontolo zao sy ny hatsaran'reo. Ozy tamin'Azy hoe: "Reo daôly reo de ameko An'nao, raha ôtra ka menkôtra \ No newline at end of file