auto save
This commit is contained in:
parent
30def0147b
commit
78f3278d1b
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 62 \v 63 \v 64 Ny andro manaraka, ze andro akao arian'ny Fanomanagna, de niara-niangona tamin'i Pilato reo leiben'ny mpisorona sy reo Fariseo Hoy zareo hoe: "Tompoko, tadidinay fa tamin'ny mbola velona iny mpamitaka iny, de hoy Izy hoe: "Aorian'ny telo andro, de hitsangana ndray Za" Ka nony zany, mandidia mba ho ambesana ny fasagna hatramin'ny andro fatelo, raha tsy zany reo mpianany mety ho avy ary hangalatra Azy de hiteny amin'ny olo hoe: "Nitsangana tamin'ny maty Izy", ary ny fitaka farany de ho ratsy nony le tamin'ny volony
|
\v 62 Ny andro manaraka, ze andro akao arian'ny Fanomanagna, de niara-niangona tamin'i Pilato reo leiben'ny mpisorona sy reo Fariseo \v 63Hoy zareo hoe: "Tompoko, tadidinay fa tamin'ny mbola velona iny mpamitaka iny, de hoy Izy hoe: "Aorian'ny telo andro, de hitsangana ndray Za" \v 64Ka nony zany, mandidia mba ho ambesana ny fasagna hatramin'ny andro fatelo, raha tsy zany reo mpianany mety ho avy ary hangalatra Azy de hiteny amin'ny olo hoe: "Nitsangana tamin'ny maty Izy", ary ny fitaka farany de ho ratsy nony le tamin'ny volony
|
Loading…
Reference in New Issue