diff --git a/09/03.txt b/09/03.txt index a76acb57..d61ebfe6 100644 --- a/09/03.txt +++ b/09/03.txt @@ -1 +1 @@ -Teo, ny sasagny tamin'reo mpanora-dalana neteny tao am-po hoe: "Miteny ratsy io leila io." Fantatr'i Jesosy ny eritreritr'jareo ary niteny hoe: "Naona nareo no mieritreri-dratsy ao am-pognareo? Fa iza no moramora koko no miteny azy hoe: 'Vovela ny helokao,' sa ny meteny hoe: "mitsangana ka mandeana?' Fa mba ho fatatrareo fa ny zanak'olo de magnana faefagna hamela eloka eto ambonin'ny tany,....' ozy Izy tamin'le mararin'ny paralisisa hoe: "Mitsangana, batao ny fandrenanao, ary mandeana any an-tranonao." \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 \v 5 \v 6 Teo, ny sasagny tamin'reo mpanora-dalana neteny tao am-po hoe: "Miteny ratsy io leila io." Fantatr'i Jesosy ny eritreritr'jareo ary niteny hoe: "Naona nareo no mieritreri-dratsy ao am-pognareo? Fa iza no moramora koko no miteny azy hoe: 'Vovela ny helokao,' sa ny meteny hoe: "mitsangana ka mandeana?' Fa mba ho fatatrareo fa ny zanak'olo de magnana faefagna hamela eloka eto ambonin'ny tany,....' ozy Izy tamin'le mararin'ny paralisisa hoe: "Mitsangana, batao ny fandrenanao, ary mandeana any an-tranonao." \ No newline at end of file diff --git a/09/07.txt b/09/07.txt index 907d1f67..b4f048ac 100644 --- a/09/07.txt +++ b/09/07.txt @@ -1 +1 @@ -Avy eo nitsangana le leila ary nankeigny an-tranony. Rafa naita izany ny vaoka, de gaga zareo ary nidera an'Andriamanitra, ze nagnome faifagna otrany zany ho an'ny olo. Ary raha niala avy teo jesosy, de naita leilal nantsoigna hoe Matio Izy, ze nipetraka teo amin'ny lain'ny famorian-ketra. Ozy Izy taminy hoe: "Magnara an'Ana." Nitsangana izy ary nagnaraka Azy. \ No newline at end of file +\v 7 \v 8 \v 9 Avy eo nitsangana le leila ary nankeigny an-tranony. Rafa naita izany ny vaoka, de gaga zareo ary nidera an'Andriamanitra, ze nagnome faifagna otrany zany ho an'ny olo. Ary raha niala avy teo jesosy, de naita leilal nantsoigna hoe Matio Izy, ze nipetraka teo amin'ny lain'ny famorian-ketra. Ozy Izy taminy hoe: "Magnara an'Ana." Nitsangana izy ary nagnaraka Azy. \ No newline at end of file diff --git a/09/10.txt b/09/10.txt index c9d8b847..ed1c1581 100644 --- a/09/10.txt +++ b/09/10.txt @@ -1 +1 @@ -Ary raha nipetraka ihignana tao an-trano Jesosy, indro, mpamory hetra sy ola mpanota maro tonga ary niaraka nignana tamin'i Jesosy sy reo mpianany. Rafa naita izany reo fariseo, de niteny tamin'reo mpianany zareo hoe: "Naogna ny mpampianatrareo no miaraka mignana amin'ny mpamory hetra sy ny ola mpanota?" \ No newline at end of file +\v 10 \v 11 Ary raha nipetraka ihignana tao an-trano Jesosy, indro, mpamory hetra sy ola mpanota maro tonga ary niaraka nignana tamin'i Jesosy sy reo mpianany. Rafa naita izany reo fariseo, de niteny tamin'reo mpianany zareo hoe: "Naogna ny mpampianatrareo no miaraka mignana amin'ny mpamory hetra sy ny ola mpanota?" \ No newline at end of file diff --git a/09/12.txt b/09/12.txt index 57901fa5..cd08702e 100644 --- a/09/12.txt +++ b/09/12.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa naegno izany Jesosy, de ozy hoe: "Ny ola matanjaka ara-batagna de tsy mila mpitsabo, fa reo ze marary iany. Tokony mande mianatra ny dikan'ny hoe: "Famindram-po no iriko fa tsy sorogna." Fa tonga Za, tsy hiatso reo marigna hibebaka, fa reo mpanota." \ No newline at end of file +\v 12 \v 13 Rafa naegno izany Jesosy, de ozy hoe: "Ny ola matanjaka ara-batagna de tsy mila mpitsabo, fa reo ze marary iany. Tokony mande mianatra ny dikan'ny hoe: "Famindram-po no iriko fa tsy sorogna." Fa tonga Za, tsy hiatso reo marigna hibebaka, fa reo mpanota." \ No newline at end of file diff --git a/09/14.txt b/09/14.txt index 88ecd558..fd707370 100644 --- a/09/14.txt +++ b/09/14.txt @@ -1 +1 @@ -Avy akeo nagnatona zareo mpianatr'i Jaona ka niteny hoe: "Naogna zay sy reo fariseo no mifady hanigna matetika, fa reo mpianatrao kosa tsy mba mifady?" Ozy Jesosy tamin'jareo hoe: "Mety alaelo ma reo havan'ny mpampakatra, raha mbola miaraka akeo amin'jareo ny mpampakatra? Fa ho avy ny andro hangalagna ny mpampakatra akeo amin'jareo, de amin'ze zareo vao hifady hanigna. \ No newline at end of file +\v 14 \v 15 Avy akeo nagnatona zareo mpianatr'i Jaona ka niteny hoe: "Naogna zay sy reo fariseo no mifady hanigna matetika, fa reo mpianatrao kosa tsy mba mifady?" Ozy Jesosy tamin'jareo hoe: "Mety alaelo ma reo havan'ny mpampakatra, raha mbola miaraka akeo amin'jareo ny mpampakatra? Fa ho avy ny andro hangalagna ny mpampakatra akeo amin'jareo, de amin'ze zareo vao hifady hanigna. \ No newline at end of file diff --git a/09/16.txt b/09/16.txt index e5b8d7d8..a19ff356 100644 --- a/09/16.txt +++ b/09/16.txt @@ -1 +1 @@ -Tsy misy ola magnampigna akajo koro amin'ny tapa-damba vaovao, fa ny tampigna handrovitra ny lamba, ary hisy tritra ratsy lavitra. \ No newline at end of file +\v 16 Tsy misy ola magnampigna akajo koro amin'ny tapa-damba vaovao, fa ny tampigna handrovitra ny lamba, ary hisy tritra ratsy lavitra. \ No newline at end of file diff --git a/09/17.txt b/09/17.txt index 27049aea..0a4c9b27 100644 --- a/09/17.txt +++ b/09/17.txt @@ -1 +1 @@ -Tsy misy ola magnisy divay vavao akao agnaty siny hoditra koro. Raha magnano izany zareo, de ho tritra ny siny hoditra, ho raraka ny divay ary ho potika ny siny hoditra. Fa kosa, magnisy divay vavao akao agnaty siny hoditra vavao zareo, ary ho votairy izy roa." \ No newline at end of file +\v 17 Tsy misy ola magnisy divay vavao akao agnaty siny hoditra koro. Raha magnano izany zareo, de ho tritra ny siny hoditra, ho raraka ny divay ary ho potika ny siny hoditra. Fa kosa, magnisy divay vavao akao agnaty siny hoditra vavao zareo, ary ho votairy izy roa." \ No newline at end of file diff --git a/09/18.txt b/09/18.txt index 00aa5ec0..469acaec 100644 --- a/09/18.txt +++ b/09/18.txt @@ -1 +1 @@ -Raha mbola niteny reo ra reo tamin'zareo Jesosy, de teo nisy magnampaefagna agnakiray tonga ka niankoka teo aminy. Niteny izy hoe: "Maty izy am'zao izy ny zanako vavy, fa tonga ary apetrao akeo aminy ny tagnanao, de ho velogna izy." Avy akeo nitsangana Jesosy ary nagnaraka an'azy, de nagnano otran'zany ko reo mpianany. \ No newline at end of file +\v 18 \v 19 Raha mbola niteny reo ra reo tamin'zareo Jesosy, de teo nisy magnampaefagna agnakiray tonga ka niankoka teo aminy. Niteny izy hoe: "Maty izy am'zao izy ny zanako vavy, fa tonga ary apetrao akeo aminy ny tagnanao, de ho velogna izy." Avy akeo nitsangana Jesosy ary nagnaraka an'azy, de nagnano otran'zany ko reo mpianany. \ No newline at end of file diff --git a/09/20.txt b/09/20.txt index b2846aa3..7d5f6974 100644 --- a/09/20.txt +++ b/09/20.txt @@ -1 +1 @@ -Teo, nisy vevavy ze efa nande ra nandritra ny roa ambefolo taogna, nakao arignan'i Jesosy ary nikasika ny moron'akanjony. Fa ozy izy tamin'ny tegnany hoe: "Raha mavokasika ny lambany eo za, de ho sitragna." Fa nitodika Jesosy ka naita an'azy, de niteny hoe: "Ry zanako vavy, maereza; ny fignonao no nasitragna anao." Ary sitragna le vevavy nanombola tamin'io ora io. \ No newline at end of file +\v 20 \v 21 \v 22 Teo, nisy vevavy ze efa nande ra nandritra ny roa ambefolo taogna, nakao arignan'i Jesosy ary nikasika ny moron'akanjony. Fa ozy izy tamin'ny tegnany hoe: "Raha mavokasika ny lambany eo za, de ho sitragna." Fa nitodika Jesosy ka naita an'azy, de niteny hoe: "Ry zanako vavy, maereza; ny fignonao no nasitragna anao." Ary sitragna le vevavy nanombola tamin'io ora io. \ No newline at end of file diff --git a/09/25.txt b/09/25.txt index 9fd5a7f1..eb7996cc 100644 --- a/09/25.txt +++ b/09/25.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa navoka tany avelany ny vaoka, de niditra tao an'efitra Izy ary nandray an'azy tamin'ny tanana, ary nitsangana le zazavava. Niparitaka nagnerana ny faritra rehetra ny vaovao momba izeigny. \ No newline at end of file +\v 25 \v 26 Rafa navoka tany avelany ny vaoka, de niditra tao an'efitra Izy ary nandray an'azy tamin'ny tanana, ary nitsangana le zazavava. Niparitaka nagnerana ny faritra rehetra ny vaovao momba izeigny. \ No newline at end of file diff --git a/09/27.txt b/09/27.txt index c6373759..4003cb48 100644 --- a/09/27.txt +++ b/09/27.txt @@ -1 +1 @@ -Ary raha niala teo Jesosy, de nisy jamba roa la nagnaraka an'Azy. Tsy nijanogna niantso zareo sady niteny hoe: "Mamindra fo aminay, ry zanak'i Davida!" Rafa tonga takao an-trano Jesosy, de nagnatona Azy reo leila jamba. Ozy Jesosy tamin'jareo hoe: "Mino ma nareo fa mahay magnano zany Za?" De ozy zareo taminy hoe: "Eny, Tompo." \ No newline at end of file +\v 27 \v 28 Ary raha niala teo Jesosy, de nisy jamba roa la nagnaraka an'Azy. Tsy nijanogna niantso zareo sady niteny hoe: "Mamindra fo aminay, ry zanak'i Davida!" Rafa tonga takao an-trano Jesosy, de nagnatona Azy reo leila jamba. Ozy Jesosy tamin'jareo hoe: "Mino ma nareo fa mahay magnano zany Za?" De ozy zareo taminy hoe: "Eny, Tompo." \ No newline at end of file diff --git a/09/29.txt b/09/29.txt index 9ceba6f6..bcde0a11 100644 --- a/09/29.txt +++ b/09/29.txt @@ -1 +1 @@ -Avy akeo nokasin'Jesosy ny mason'jareo ary niteny hoe: "Ho tanteraka aminareo araka ny finognareo anie zany," ary naita ny mason'jareo. Avy akeo Jesosy nandidy mafy an'azy reo ary niteny hoe: "Oka mba hisy ola afantatra momba izao." Fa nande reo roa la ka nanaparitaka ny vaovao momban'zany ka nanerana ny faritra izany. \ No newline at end of file +\v 29 \v 30 \v 31 Avy akeo nokasin'Jesosy ny mason'jareo ary niteny hoe: "Ho tanteraka aminareo araka ny finognareo anie zany," ary naita ny mason'jareo. Avy akeo Jesosy nandidy mafy an'azy reo ary niteny hoe: "Oka mba hisy ola afantatra momba izao." Fa nande reo roa la ka nanaparitaka ny vaovao momban'zany ka nanerana ny faritra izany. \ No newline at end of file diff --git a/09/32.txt b/09/32.txt index 70c6f1b3..450eabb7 100644 --- a/09/32.txt +++ b/09/32.txt @@ -1 +1 @@ -Ary raha nande reo roa la, de te nisy leila mona nitoeran'ny demonia ndesigna teo amin'i Jesosy. Ary rafa navoka le demonia, de niteny le leila mona. Gaga ny vaoka ka niteny hoe: "Tsy mbola faita talo tamin'Isarely zaol" Fa ozy reo fariseo hoe: "Tamin'ny fagnapan'reo demonia, no namoka reo demonia." \ No newline at end of file +\v 32 \v 33 \v 34 Ary raha nande reo roa la, de te nisy leila mona nitoeran'ny demonia ndesigna teo amin'i Jesosy. Ary rafa navoka le demonia, de niteny le leila mona. Gaga ny vaoka ka niteny hoe: "Tsy mbola faita talo tamin'Isarely zaol" Fa ozy reo fariseo hoe: "Tamin'ny fagnapan'reo demonia, no namoka reo demonia." \ No newline at end of file