auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-01 18:53:23 +03:00 committed by root
parent b1a4c8e93a
commit 7724b3be02
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa tonga ny hariva, de niteny tamin'ny mpitandrin-draharahany le tômpon'le tanim-boaloboka hoe: "Antsovo reo mpiasa ary aloavo ny karzman-jareo manomboka avy amin'ny farany mankaigny amin'ny vôlôny. Rafa tonga reo mpiasa ze nalaina tamin'ny ora
Rafa tonga ny hariva, de niteny tamin'ny mpitandrin-draharahany le tômpon'le tanim-boaloboka hoe: "Antsovo reo mpiasa ary aloavo ny karzman-jareo manomboka avy amin'ny farany mankaigny amin'ny vôlôny. Rafa tonga reo mpiasa ze nalaina tamin'ny ora faha raikambefolo de nahazo denaria raika isanisany avy zareo. Rafa tonga reo mpiasa vôlôny, de nagnantegna fa ahazo mohôtra zareo, kanefa zareo de nahazo denaria raika isanisany avy.