diff --git a/24/48.txt b/24/48.txt index da3504c1..27746e76 100644 --- a/24/48.txt +++ b/24/48.txt @@ -1 +1 @@ -\v 48 Fa ra misy mpanompo ratsy mitaré am-pony hoe: "Ela fiavy ny Tompo", \v 49 ka manomboka mamono reo mpanompo namany, sy mignana ary misotro miaraka am-reo mpimamo. \v 50 De ho avy ny tompon-le mpanompony amin'ny fotôgna ze tsy ampoiziny ary amin'ny ora ze tsy fantany. \v 51 De ho tetitetehan'ny tompony izy ary hataony salan'ny an'ny mpetsaravelatsy ny anjarany, ze hisy fitomagnéna sy fikotroha-nify. \ No newline at end of file +\v 48 Fa ra misy mpanompo ratsy mitaré am-pony hoe: "Ela fiavy ny Tompo", \v 49 ka manomboka mamono reo mpanompo namany, sy mignana ary misotro miaraka am-reo mpimamo. \v 50 De ho avy ny tompon-le mpanompony amin'ny fotôgna ze tsy ampoiziny ary amin'ny ora ze tsy fantany. \v 51 De ho tetitetehan'ny tompony izy ary hatôny salany an'ny mpetsaravelatsy ny anjarany, ze hisy fitomagnéna sy fikotroha-nify. \ No newline at end of file