auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-06 07:47:52 +08:00 committed by root
parent b4cfb9a3d3
commit 744b898fb2
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny maso no jiron'ny vatana. No zany, raha tsara ny masonao, de ho feno fazavana ny vatana daôly. Fa raha ratsy ny masonao, de ho feno haizina ny vatagnao daôly. No zany raha maizina ny fazavanan'ze akao agnatiano amin'zao, magnano akôry ny haleben'zany haizigna zany! Tsisy afaka hanompo tompo roey, fa hankahala ny raika iz
Ny maso no jiron'ny vatana. No zany, raha tsara ny masonao, de ho feno fazavana ny vatana daôly. Fa raha ratsy ny masonao, de ho feno haizina ny vatagnao daôly. No zany raha maizina ny fazavanan'ze akao agnatiano amin'zao, magnano akôry ny haleben'zany haizigna zany! Tsisy afaka hanompo tompo roey, fa hankahala ny raika izy ary hitia ny raika, raha tsy zany hagnolo-tegna ho an'ny raika ka hankahala ny raika hafa. Enao de tsy afaka hanompo an'Andriamanitra sy ny harena.

1
06/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
No zany lazaiko aminareo, aza magnahy momba ny ainareo, ze hohaninareo