auto save
This commit is contained in:
parent
56422a82ff
commit
739992f5aa
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 9 Avekeo reo vaôka nelo an'i Jesôsy sy reo ze nanaraka Anazy nitabataba hoe: "Hosana ho an'ny Zanak'i Davida! Isôrana le tonga avy amin'ny anaran'ny Tompo! Hosana akaigny amin'ny agnambo ndrindra! \v 10 Rafa niditra takao Jerosalema Jesôsy, de nikika ny ray tanàna ka nagnano hoe: "Iza ma io?" \v 11 Ny vaôka namaly hoe: "Izy no Jesôsy le mpaminany avy akaigny Nazareta akaigny Galilia."
|
||||
\v 9 Avy teo reo vahôka nelo an'i Jesôsy sy reo ze nanaraka Anazy nitabataba hoe: "Hosana ho an'ny Zanak'i Davida! Isôrana le tonga avy amin'ny anaran'ny Tompo! Hosana akaigny amin'ny agnambo ndrindra! \v 10 Rafa niditra takao Jerosalema Jesôsy, de nikika ny ray tanàna ka nagnano hoe: "Iza ma io?" \v 11 Ny vaôka namaly hoe: "Izy no Jesôsy le mpaminany avy akaigny Nazareta akaigny Galilia."
|
Loading…
Reference in New Issue