From 7172a0fbc49c6d5725e2b927d6fe60deea51318b Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Thu, 2 Apr 2020 11:11:03 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 23/34.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/23/34.txt b/23/34.txt index dd973c0c..56cb2cee 100644 --- a/23/34.txt +++ b/23/34.txt @@ -1 +1 @@ -\v 34 \v 35 \v 36 Noho zany, indro, maniraka mpaminagny sy ôlo-kendry ary mpanora-dalàna ho an'nareo Za. Ny sasagny amin-jareo de ho vononareo, sy hombonareo; ary ny sasagny ho tarônareo akao amin'ny synagoganareo ary handrôka an'azy hiala akao an-tanàna. Ny vokatr'zany de hanody an'nareo ny rà marina daôly ze nalatsaka taketo an-tany, nanomboka tamin'ny ràn'i Abela marina, ka hatramin'ny ràn'i Zakaria zanak'i Barakia, ze novononareo takeo agnelagnelan'ny fitôrana masina sy ny Alitara. Lazaiko marina aminareo, fa ny ra daôly de ho tonga am'ty taranaka ty. \ No newline at end of file +\v 34 Noho zany, indro, maniraka mpaminagny sy ôlo-kendry ary mpanora-dalàna ho an'nareo Za. Ny sasagny amin-jareo de ho vononareo, sy hombonareo; ary ny sasagny ho tarônareo akao amin'ny synagoganareo ary handrôka an'azy hiala akao an-tanàna.\v 35 Ny vokatr'zany de hanody an'nareo ny rà marina daôly ze nalatsaka taketo an-tany, nanomboka tamin'ny ràn'i Abela marina, ka hatramin'ny ràn'i Zakaria zanak'i Barakia, ze novononareo takeo agnelagnelan'ny fitôrana masina sy ny Alitara.\v 36 Lazaiko marina aminareo, fa ny ra daôly de ho tonga am'ty taranaka ty. \ No newline at end of file